1 line
343 B
Plaintext
1 line
343 B
Plaintext
\v 1 Mangalajy valy hafa Abrahama; Ketora gnagnarany. \v 2 Niteraky gnan'i Zarmana, Joksana, Midiana, \v 3 Jisbaka, voho Soaha ie. Joksana niteraky gnan'i Sheba voho Dedana. Reo taranak'i Dedana la olo Asorima, olo Letosima, voho Leomima. \v 4 Elaha ro anakilahin'i Midiana, Efera, Hanoka, Abida, voho Eldaha. Reo iaby reo ro taranak'i Ketora. |