msh_gen_text_udb/14/03.txt

1 line
539 B
Plaintext

\v 3 Reto mpanjaka limy farany la nifampitao nisondry tao andohasahan'i Sidima ( nikehy koa hoe: ranomasin-tsira). \v 4 Roa ambin'ny folo tao ro nanompoan-drozy gnan'i Kedorlaomera, nefa tamin-gny tao fahatelo ambin'ny folo la nialia drozy. \v 5 Sady tamin-gny tao fahefatsy ambin'ny folo, la avy i Kedorlamera voho reo mpanjaka nisondry tagnaminy sady nanafiky gnan'i Refaita tao Astarta-kamaima, Zozima tagny Hama, Emima tao Save-kiritaima, \v 6 Sady gny tao an-tendrombohitr'i Seira, la traky agny Elparana, zay agnilan-gny tany efitra.