msh_gen_text_udb/13/12.txt

1 line
244 B
Plaintext

\v 12 Nipetraky tagny amin-gny tany Kanana i Abrama, sady Lota nipetraky teo amin-dreo tanan-gny lemaky. Nagnory gny lainy ho lavitsy magnariny gnan'i Sodoma ie. \v 13 Sady reo olon'i Sodoma la tena mpanota raty fagnahy magnohitsy gnan'i Yaveh.