msh_gen_text_udb/10/08.txt

1 line
315 B
Plaintext

\v 8 Kosy la niteraky gnan'i Nimroda,zay lehilahy mpandresy voalohany tety an-tany.\v 9 Ie la mpihaza mahery teo agnatrehan'i Iaveh.Io ro nisafagnany hoe: "Manahaky gnan'i Nimroda,mpihaza mahery eo agnatrehan'i Iaveh".\v 10 Reo ivony fanjakany voalohany la Babela,Ereka,Akada,Akada,Kalne,zay toa amy gny tany Sinara