msh_gen_text_udb/05/21.txt

1 line
365 B
Plaintext

\v 21 Lafa niay enim-polo limy amby tao i Enoka, la niteraky gnan'i Metosela.\v 22 Nandeha tamim-pagnaraha nDranagnahary nandritra gny telonjanto tao i Enoka tafaran'ny niterahany gnan'i Metosela. Niteraka anaky johary voho anak'ampela lako ie. \v 23 Niay 365 tao i Enoka. \v 24 Nandeha tamim-pagnaraha nDranagnahary i Enoka, sady lasa ie, fotony nalan-dDagnahary.