msh_gen_text_udb/05/06.txt

1 line
209 B
Plaintext

\v 6 Lafa niay 105 tao i Seta, la niteraky gnan' i Enosy. \v 7 Tafaran'ny niterahan'i Enosy, la niay 807 tao ie sady niteraky anaky johary voho anak'ampela lako.\v 8 Niay 912 tao i Seta sady maty tafaran'io .