|
\v 8 Nisafa tamin'i Abela rahalahiny i Kaina . Lafa tagny ambaibo tagny rozy, la nitsanga hanoitsy gny rahalahiny i Kaina sady namono azy. \v 9 Bakeo hoy Iaveh tamin'i Kaina hoe:"Aia i Abela rahalahinao ? Hoy ie :" tsy haiko. Mpiamby gny rahalahiko va zaho ? " |