msh_gen_text_udb/01/11.txt

1 line
401 B
Plaintext

\v 11 Hoy Ndranagnahary hoe: " Ao gny tany hitiry akata-maitso: zava-maniry misy voa sady famohany ahita vokatry zay misy voa gny hazo hamoa, isankarazany. " La nisy" \v 12 Namokatry akata-maitso gny tany, gny zava-maniry misy voa isan-karazany, sady gny hazo mamokatry voankazo ze ao amy gny voany, isankarazany. La hitan-Dranagnahary fa soa zay. \v 13 La nisy hariva voho maray, gny andro fahatelo.