msh_gen_text_udb/12/04.txt

1 line
368 B
Plaintext

\v 4 La nandeha Abrama ,araky zay nivolagn'i Yaveh hataony, sady nagnaraky gnazy koa i Lota. Dimy amby fitopolo tao i Abrama laha nialagnan'i Harana. \v 5 Abrama nanday gnan'i Saray, valiny, Lota ,anaky rahalahiny, reo fanagna iaby zay voatahiny drozy, voho reo vahoaka ze azo drozy teo Harana. Niala ho agny agnaminy tany Kanana rozy ,ka avy teo amin-gny tany kanana.