msh_gen_text_udb/11/08.txt

1 line
329 B
Plaintext

\v 8 Ka naelin'i Yaveh avy teo hanera gny velaran-tany iaby rozy sady naegny drozy gny fagnamboara gny tana. \v 9 Lafa bakeo, la natao hoe Babela gny agnarany zay, fotony teo ro mampitraofin'i Yaveh gny fivolagnan-gny tany raiky manontolo sady avy teo ro nampielezan'i Yaveh gnandrozy tany ivelany manerana gny velaran-tany iaby.