msh_gen_text_udb/04/03.txt

1 line
384 B
Plaintext

\v 3 Lafa nandeha gny fotoa la nanday gny sasany tamy gny vokatsy gny tany ho fagnatitsy ho gnan'i Iaveh i Kaina. \v 4 Gnan'i Abela, la gny sasany tamy gny voalohan-janak'aondry aman'aosiny voho reo fa matavy ro nandesiny. Nankasitrahan'i Iaveh i Abela voho gny fagnatitriny, \v 5 fa i Kaina voho gny fagnatitsiny koa la tsy nankasitrahany. Ka la meloky mare Kaina, sady vignitra ie.