msh_gen_text_udb/50/10.txt

1 line
387 B
Plaintext

\v 10 Lafa niavy tamin'i Goren-atada ampitan'i Jordana rozy, la niojo mare ndraky la malahelo bevata rozy. Niojo fito andro ho gnan-drany teo Josefa. \v 11 Lafa nihitan-drozy mpanompony gny tany, Kananita, gny fiojogna teo am'i Goren-atada, la hoy rozy hoe:" Zao gn'andro la vatany mampalahelo gnan-drozy Egyptiana."Izay gny nahavy gny tany hoe Abela. Mizraina, zay agnolotsy Jordana ao.