msh_gen_text_udb/14/01.txt

1 line
373 B
Plaintext

\v 1 Sady tamin-gny andron'i Amrafela, mpanjakan'i Sinara, voho Arioka, mpanjakan'i Elasara, voho Kedorlaomera mpanjakan'i Elama, voho Tidala mpanjakan'i Goima, \v 2 la nanao aly rozy reo hagnohera gnan'i Bera, mpanjakan'i Sodoma voho Birsa, mpanjakan'i Gomora voho Sinaba mpanjakan'i Adma, voho Semebera, mpanjakan'i Zaboima, sady gny mpanjakan'i Bela (nikehy hoe: Zoara).