msh_gen_text_udb/42/18.txt

1 line
450 B
Plaintext

\v 18 Gny andro fahatelo la hoy Josefa tamin-drozy hoe: " Zao gn'atao fa la ho velo nareo, fa zaho matahotsy gnan- Dranaganahary. \v 19 Laha to ka olo mahity nareo, la ao gny raiky amy gny rahalahinareo, hijano an-gadra ao; fa ndagny nareo mandena, ka magnandesa vary ho aminy gny mosary amy gny tragnonareo. \v 20 Andesonareo amiko atoy zay lehilahy farany aminareo hagnamarigna gny safanareo voho gny tsy hahafaty gnanreo." Sady nataon-drozy izay.