msh_gen_text_udb/11/29.txt

1 line
220 B
Plaintext

\v 29 Nanambaly i Abrama voho Nahora. Saray ro agnarany gny valin'i Abrama, sady gny agnaran-gny valin'i Nahora la i Milka, anaky valin'i Harana, zay baban'i Milka voho Iska. \v 30 Sady Saray la kanda; tsy nana anaky ie.