msh_gen_text_udb/05/25.txt

1 line
238 B
Plaintext

\v 25 Lafa niay 187 tao i Metosela, la niteraky gnan'i Lameka. \v 26 Tafaran'ny niterahany gnan'i Lameka, la niay 782 tao i Metosela. Niteraky anaky lahy voho anaky ampela lako ie. \v 27 Niay 969 tao i Metosela. Sady maty ie tafaran'io.