\v 15 Lafa niay enim-polo limby amby tao i Mahalalila,la niteraky gnan'i Jareda. \v 16 Tafaran'ny niterahany gnan'i Jareda, la niay 830 tao ie. Niteraky anaky johary voho anak'ampela lako ie. \v 17 Niay 895 tao i Mahalalila, sady maty tafaran'izay.