|
\v 26 Nisafa koa ie:" Horengea anie i Iaveh, Ndranagnahar'i Sema, sady ho mpanompony anie i Kanàna. \v 27 Hagnitatsy gny fari-tanini Jafeta anie Ndranagnahary, sady hamela gnazy hagnory gny tragnony eo amin'ireo lain'i Sema. Ho mpanompony anie i Kanana." |