msh_gen_text_udb/29/15.txt

1 line
431 B
Plaintext

\v 15 Hoy ndraiky Labana taminy hoe: " Tokony hanompo gnahy amin'izao va iha fotony longoko? Volagno amiko, hotsino gny karamanao? \v 16 Ka nana anakampela roe Labana. Lea gnagnaran'ny gny zoky, Rahely koa gnagnaran'ny gny zainy. \v 17 Lea malemy fanenty, fa Rahely koa la soa vata ro soa tarehy. \v 18 Jakoba la tea an-dRahely,ka hoy ie Hoe: "Hanompo gnanao fito tao zaho hahazahoako an-dRahely, anakao faravavy anakao faravavy".