msh_gen_text_udb/29/01.txt

1 line
507 B
Plaintext

\v 1 La nanohy gny liany ndraiky Jakoba ka avy teo amin'ny gnolo tantignana. \v 2 Laha nanenty ie, la nahita fantsaka teo amin'ny baibo, ka, ingo, misy andian'aondry aman'osy telo nandry teo agnilany fantsaka. Fa teo ivelan'izay fantsaka izay ro nampinomin'ireo gny ondry aman'osy, sady bevata gny vato teo amin'ny vavan'ilay fantsaka. \v 3 Ka lafa tafavory eo reo aondry aman'osy iaby, la havarimbarin'ny gny mpiarakandro aondry vato eo amin'ny vavan'ny fantsaka ndraiky gny vato, ho eo amin'ny gny toerany