msh_gen_text_udb/11/24.txt

1 line
273 B
Plaintext

\v 24 Lafa niay sivy amby roapolo tao i Nahora, la niteraky gnan'i Tera. \v 25 Mbo niay 119 tao i Nahora tafarany gny niterahany gnan'i Tera. Niteraky anaky lahy voho anakampela hafa koa ie. \v 26 Lafa niay fitopolo tao i Tera ,la niteraky gnan'i Abrama, Nahora voho Harana