msh_gen_text_udb/48/17.txt

1 line
342 B
Plaintext

\v 17 Lafa nihitan'i Josefa, fa napetra-drany tan-dohan'i Efraima gny tagnany havana, la tsy nagnenky gnan'izay ie. La nalany tsy ho tan-dohan'i Efraima gny tagnan-drany, voho nafalony tagnabo lohan'i Manase. \v 18 La hoy Josefa tamin-drany hoe: " Tsy zao gny ie, lahy rako, fa toy ro talagnolo. Apetraho agnabo lohan'eo gny tagnanao havana."