msh_gen_text_udb/48/08.txt

1 line
405 B
Plaintext

\v 8 La nihitan'i Israely anak'i Josefa reo, la hoy ie hoe: " Gnania reto?" \v 9 La hoy Josefa tamin-drany hoe: " Anako reo, zay namean-Dranagnahary gnahy tatoy." Ka hoy Israely hoe: " Ampihariniho gnahy, mba ho tsipazoko rano rozy" '\v 10 Fa tsy nahapalotsy gny mason'i Israely, amy gny maha antitsy gnazy, ka tsy nahita ie. La nampamonjen'i Josefa gnazy rozy, ka nagnoroky noho nandrakoky gnan-drozy ie.