msh_gen_text_udb/47/20.txt

1 line
510 B
Plaintext

\v 20 La kinalon'i Josefa ho gnan'i Farao, gny taniny gny Egypta iaby, fotony, namily gny taniny iaby gn' Egyptiana iaby, fa nanjeky mare gny mosary. La nignan'i Farao gny tany iaby tamizay. \v 21 Laha gny tamin-drozy olo, la nataony andevo tagny amy gn'ilan-tany magnolotsy gnan' Egypta, ka sikala amy gn'ilany hafa rozy. \v 22 Gny taniny gny mpisoro avao ro tsy kinalon'i Josefa, fotony namea tompony gny mpisoro. Nihina tamy gn'anjaranamean'i Farao gnan-drozy, rozy. Laha zay ie, tsy namily gny taniny rozy.