msh_gen_text_udb/46/16.txt

1 line
374 B
Plaintext

\v 16 Rozy anakilahin'i Gada la I Zifiona, Hagy, Sony, Ezbona, Ery, Aroda, sady Arely. \v 17 Reo anakilahin'i la Jimna, Jisva, sady Beria; voho i Sera ro anabavin-drozy . Rozy anakilahin'i Beria la Hebera voho Malkiela. \v 18 Reo ro anakilahin'i Zilpa, zay nomen'i Labana an'i Lea anakampelany. Reo ro anakilahy naterany tamin'i Jakoba__enina ambin-gny folo ro fitambarany.