msh_gen_text_udb/46/12.txt

1 line
450 B
Plaintext

\v 12 Rozy anakilahin'i Joda: Era, Onana, Sela, Fareza, noho Zera (fe Era noho Onana nimaty tagny amy tany Kanana). Rozy anakilahin'i Fareza: Hezrona voho Hamola. \v 13 Rozy anakilahin'i Isakara la i Tola, Pova, Joba, sady Simrona; \v 14 Rozy anakilahin'i Zebolona la Sereda, Elona, noho Jahalela. \v 15 Rozy ro anakilahin'i Lea, naterany tamin'i Jakoba tagny Padana-Arama, noho Dina anakapelany. Telopolo teloamby gn'anakilahiny noho gn'anakapelany.