msh_gen_text_udb/45/16.txt

1 line
512 B
Plaintext

\v 16 La nambara tan-tragnan'i Farao tao gny vaovao hoe: " Avy gny rahalahin'i Josefa". La nazoto ndraiky nisinisiny Farao rekitsy gny mpanompony, laha nahaja gnan'izay. \v 17 Hoy farao tamin'i Josefa hoe: " Safagno amin-drozy rahalahinao hoe: ' Zao gn'atao: aondrano gn'enta handesiny gny bibinareo, voho roso magnagny amy tany Kanana. \v 18 Andeso gny ranareo, noho gny tokantragnonareo voho mandena amiko atoy. Hameako gnanareo gny raha soa an-tanin'i Egypta etoa, voho nareo hihina gny soa amy tany toy eto.'