msh_gen_text_udb/39/19.txt

1 line
287 B
Plaintext

\v 19 Ka lafa jan'ny gny tompony gny fanazava nataon'ny valiny tagnaminy hoe:"Zay gny raha nataon'ny mpanomponao tagnamiko,"la neloky mare ie.\v 20 Nangalaky gnazy gny tompon'i josefa ka nandefa gnazy ho an-gadra agny,toera zay nitanjaha gny gadran'ny mpanjaka.La tao an-tragno maiky ie.