msh_gen_text_udb/37/34.txt

1 line
450 B
Plaintext

\v 34 Nanataky gny salony Jakoba voho nagnisy siky fiojea tam-balahany teo.Niojy gnanany ie tagnatin'ny gnandro maro.\v 35 Nitsanga nagnafatratsy gnazy iaby gnanakilahiny vohp gnamak'ampelany iaby,fa la tsy nety nankaherezy ie.Hoy gnataony hoe:"Hijotso ho agny ami-fiaigna tsy hita vatany zaho hiojy gnanakilahiko igny." nitagny gnazy babany.\v 36 Navilin'ny reo Medianita reo tagny Egypta tami-potifara ie,tami-lapan'i Farao,lehiben'ny mpiamby igny.