msh_gen_text_udb/37/07.txt

1 line
392 B
Plaintext

\v 7 Ingo,nandrohy kobognam-bary tagny am-baibo tsika ka ingo,nireny gny kobognam-bariko ka la tafatsanga soa,ka ingo,nilahatsy magnodidy ny ganhy koa reo kobognam-barinareo la nanongaliky tagnantrehan'ny gny kobognam-bariko."\v 8 Hoy reo rahalahiny tagnaminy hoe:"La hanjaka agnaminay vatany va iha?Handidy gnanay vatany va iha?"Vo maiky rozy nalay gnazy nohon'ny gny nofiny voho gny safany.