|
\v 3 La tian'i Ysraely mandilatsy gnanakilahiny hafa I Josefa noho ie anany tamin'ny haantitsiny.Nitrebehany salotsy soa ie.\v 4 Jerin'ny reo rahalahiny fa tean'ny babany mandilatsy gnandrozy iaby ie.Nalay gnazy rozy voho tsy nisafa amin-katea tagnaminy sasy. |