msh_gen_text_udb/36/37.txt

1 line
369 B
Plaintext

\v 37 Lafa maty Samla, la nisolo gny toerany Saoly bakagny Rehobota marikitry gny vavarano eo. \v 38 Lafa maty Saoly, la nisolo gny toerany Bala-hanana gnanaky lahin'i Akbora igny. \v 39 Lafa maty balahamana gnanaky lahin'i Akbota egny, la nisolo gny toerany Hadara. Pao ao agnarany tanany. Gnagnaran'ny valiny la Mehetabala, gnanak'ampelan'i Matreda, zafiny Me-zahaba.