msh_gen_text_udb/36/34.txt

1 line
326 B
Plaintext

\v 34 Lafa maty Jobaba, la nisolo gny toerany Hosana ze bakamin'ny gny tanin'ny tenamita reo. \v 35 Lafa maty Hosana, la nisolo gny toerany. Hadada gnanaky lahin'i Bedada nandresy gnanireo Midianita igny tagny ami-tany Moaba. Avita ro agnaran'ny gny tanany. \v 36 Lafa maty Hadada, la nisolo gny toerany Samla bakagny Masreka.