msh_gen_text_udb/36/20.txt

1 line
257 B
Plaintext

\v 20 Reto gnanaky lahin'i Seira Horita igny, reo gnolony Seira tagny ami-gny Edoma. \v 21 Disona, Ezera, voho Disana. Reo ro fokon'ny Horita, reo mponin'i Seira tany amin'ny tany Edoma. \v 22 Hory vo Hemana ro gnanaky Lotana, vo Timna ro anabavin'i Lotana.