msh_gen_text_udb/34/01.txt

1 line
385 B
Plaintext

\v 1 La Dina, gnanak'ampelan'i Lea tamin'i Jakoba, nandeha mba hihao amignanak'ampelan'ny faritry. \v 2 Sekema gnanaky lahiny Hamora Hivita, mpanjakalahin'ny gny tany igny, nahajery gnazy la nangalaky an-kozatry gnazy, vo nisery gnazy la niaraky niroro tagnaminy. \v 3 Nahasinto gnazy vatany Dina, gnanak'ampelan'i Jakoba igny. Tia gnanak'ampelany ie la nirehaky tam-pitiava tagnaminy.