msh_gen_text_udb/31/10.txt

1 line
270 B
Plaintext

\v 10 La tami-gn'andro fahataira ka la iharoa,la hitako tagnaty nofy aosy lahiny reo niharo ami-gn'aondry ami-gn'aosy reo.Aosy lahiny reo la sadika,mara,voho sada.\v 11 Gn'anjelin-Dragnahary nisafa tagnamiko tagnaty nofy hoe hoe:"Jakoba".La hoy gnatako hoe:"Intoy zaho."