msh_gen_text_udb/29/28.txt

1 line
346 B
Plaintext

\v 28 La nataon'i Jakoba zay ka nitanterahiny gny herignandron'i Lea. La namean'i Labana gnazy koa Rahely anakampelany mba ho valiny. \v 29 La namean'i Labana an'i Rahely anakampelany koa i Bila, mba ho mpanompony. \v 30 La nandry niaraky tamindRahely koa Jakoba, fa teany mihoatsy an'i Lea Rahely. La nanompo an'i Labana fito tao ndraiky Jakoba.