msh_gen_text_udb/29/26.txt

1 line
215 B
Plaintext

\v 26 Hoy Labana hoe: " Tsy lilinay gny magnomea gny zainy ampela alohan'ny gny zokiny. \v 27 Tanteraho gny volatantelin'itoy anakampela toy, la homeanay gnanao koa gny raiky mba hanompoanao gnahy fito tao ndraiky."