msh_gen_text_udb/29/23.txt

1 line
403 B
Plaintext

\v 23 Lafa nihariva, la nalan'i Labana i Lea anakampelany Lea nandesiny teo amin'i Jakoba, zay niara-niroro taminy. \v 24 Nagnomea an'i Zilpa mpanompo vaviny an'i Lea anakampelany, mba ho mpanompony i Labana. \v 25 Avy gny maray, la ingo, fa Lea ro teo! Hoy Jakoba tamin'i Labana hoe: " Ino zao ataonao amiko zao? Tsy nanompo gnanao va zaho mba hahazahoako an-dRahely? Nagnino ro la mamitaky gnahy iha?"