msh_gen_text_udb/28/08.txt

1 line
259 B
Plaintext

\v 8 Ka hitan'i Esao fa tsy nankasitraky reo ampela bakagny Kanana Isaka Raeny. \v 9 Koa ankoatsy ny reo valy fa nanagnany, la roso ie nagnagny amin'Ismaela, ka nangalaky an'i Mahalota, anakampelan' Ismaela, anak'i Abrahama, anabavin'i Nebaiota mba ho valiny.