msh_gen_text_udb/28/01.txt

1 line
318 B
Plaintext

\v 1 Ka Isaka nikaiky an'i Jakoba, nitso-drano gnazy, voho namepetsy gnazy gnazy hoe: " Tsy mahazo mangalaky valy amin'ireo ampela Kananita iha. \v 2 Mitsangana, ka mandehana agny Padana-Arama, ho agny amin'ny taranak'i Betoela raen-Dreninao, ka mangala valy any, raiky amin'ireo anakampelany Labana anadahin-dreninao.