msh_gen_text_udb/27/08.txt

1 line
371 B
Plaintext

\v 8 Ka noho zay ,anako la ankatoavo gny volako mnahaky gny nagninako gnanao.\v 9 Mandena magnagny amin'ny gnaondry voho aosy, ka angalao anak'osy roe soa zaho, la hanao hany matsiro amin'ireo ho an'ny Babanao zaho, manahaky gny teany. \v 10 Ka handesinao amin'ny Babanao agny zay, mba hahafahany mihina an'izay, ka hagnomezany tso-drano anao mialohan-gny hahafatezany."