msh_gen_text_udb/26/26.txt

1 line
242 B
Plaintext

\v 26 Bakeo Abimeleka niala tao Gerara ho aminy agny, niaraky tamin'i Ahozata, namany, voho Pikola lehiben-gny tafiny. \v 27 Hoy Isaka tamin-drozy hoe: " Nagnino nareo ro magnamiko atoy, nefa nalay gnahy voho nandroaky gnahy bakaminareo agny.