msh_gen_text_udb/26/19.txt

1 line
289 B
Plaintext

\v 19 Lafa nandavaky tegny ambaibo gny mpanompon'i Isaka, la nahita loharano volo tegny rozy. \v 20 Nifanditsy tamin-gny mpiarak'andron'i Isaka reo mpiarak'andro tao Gerara, ka nivola hoe: " Gnanay io rano io". Ka la nataon'i Isaka hoe: " Eseka" lay vovon-drano io fotony nifandiran-drozy.