msh_gen_text_udb/25/19.txt

1 line
243 B
Plaintext

\v 19 Reto iaby gny raha nahakasiky an'i Isaka, anakilahin'i Abrahama: Nanjary baban'Isaka i Abrahama. \v 20 Efapolo tao Isaka ao nangalaky valy an'i Rebeka ie, zay anakampelan'i Betoela zay Syrian'i Padan-Arama, zay anabavin'i Bababa syriana.