msh_gen_text_udb/24/59.txt

1 line
342 B
Plaintext

\v 59 Ka la nalefan-drozy tamin'ny liany nisondry tamin'ny mpanompon'i Abrahama vo reo olo i Rebeka anabaviny, nisondry tamin'ny mpanompo ampelany. \v 60 Nitso-drano gnan'i Rebeka rozy,sady nisafa taminy hoe: " Ranabavy, ho ranin'ny aman'arivo vo aman'aly anie iha, sady ho tompon'ny vavahadin'ireo zay mankahala gnazy anie reo avorohotanao."