msh_gen_text_udb/24/54.txt

1 line
385 B
Plaintext

\v 54 Bakeo la nihina vo nino ie vo reo johary zay nisondry tagnaminy. Nipetraky tao nandritra gny haly rozy, sady lafa nifoha maraindray, la hoy ie hoe: " Alefaso agny amin'ny tompoko zaho." \v 55 Hoy gny anadahiny vo gny reniny hoe: " Engao mba hipetraky misondry agnaminay mandritra gny andro vitsivitsy gny tovovavy, mba folo andro farafahakeliny. Afaran'izay la afaky mandeha ie."