msh_gen_text_udb/24/36.txt

1 line
439 B
Plaintext

\v 36 Saraha,valin'ny tompoko,la niteraky aja johary ho gnan'i tompoko tamin'ny niterahany,ka nagnome gnazy iaby gny raha anagnany iaby.\v 37 Nampifantan'ny gny tompoko zaho,tamy nivolagnany hoe:"Iha tsy mahazo mila valy ho gnan'ny anakilahiko ami-reo anak'ampelan'ny Kananita,zay nipetrahako gny taniny.\v 38 Fa koa,tsy maintsy mandeha agnany amin'ny longon'ny babako iha,ka la agny amin'ireo longoko,ka hangalaky valy ho gnan'ny gnanako.