msh_gen_text_udb/24/12.txt

1 line
608 B
Plaintext

\v 12 Hoy ie bakeo hoe:"Yaveh,Andrianagnaharin'i Abrahama tompoko,Ameo gnahy amizao gny fitahia ka atoro gny tsy fivaliham-pagnekea amin'i Abrahama tompoko.\v 13 Ingo,intoy zaho mintsaka eto agnilan'ny loharano,ka miboaky mba hangalaky rano reo anak'ampelan'ny gnolon'ny tana.\v 14 Aoky ho tanteraky manahak'izao zany.Lafa mivola amin'ny ampela raiky zaho hoe:"Mba ajotso lahy gny sihoanao mba hinomako,'ka mivola agnamiko ie hoe:"minoma,sady hameako rano avao gny ramevanao,'la aoky ho ie ro raiky hameanao gnan'i Isaka mpanomponao.Amizay ro hahitako fa hagnatoro tsy fivadiham-panekea tamin'i tompoko Iha."