msh_gen_text_udb/24/05.txt

1 line
632 B
Plaintext

\v 5 Hoy mponompo igny tagnaminy hoe:"Manao akory laha tsy mahefa handeha hagnaraky gnahy ho atoy amy tany toy ampela zay?Tsy maintsy handay gnanakao himpoly agny amin'ny tany niboahanao va zaho?"\v 6 La hoy Abrahama tagnaminy hoe:"Magnomeza toky gny tsy hagnandesanao gnanakilahiko himpoly agny !\v 7 Yaveh,Andrianagnaharin'ny gny lagnitsy,zay nangalaky gnahy bakan-tragnon'ny babako voho bakamin'ny tanin'ny gny longoko,sady nampagnantegna gnahy tamin'ny fifanta mangotrakotraky nivola hoe:'Ameako ho gnan'ny gny havorohotanao intoy tany toy ,'Ie ro hagniraky gnanjeliny hialoha gnanao,ka hahita valy ho gnan'i gnanako agny iha.